Jeremiah 32:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO tamin’ny taona fahafolo nanjakan’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, dia ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Nebokadnezara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny avy amin’i Iaveh tamin’i Jeremia, tamin’ny taona faha-10 nanjakan’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà. Taona faha-18 nanjakan’i Nabokodonozora kosa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy torolalana avy amin’ny TOMPO ho an’i Jeremià tamin’ny taona fahafolo nanjakàn’i Tsedekià mpanjakan’i Joda, izany hoe ny taona faha-18 nanjakàn’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah tamin'ny taona fahafolo nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, dia ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Nebokadnezara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO tamin’ny taona fahafolo nanjakan’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, dia ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Nebokadnezara.
malagasy
[Ny nividianan'i Jeremia tany ho vavolombelon'ny finoany fa mbola hampodina ny Isiraely] Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah tamin'ny taona fahafolo nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, dia ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Nebokadnezara.