Jeremiah 32:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nosoratako tamin’ny taratasy izany ka nasiako tombo-kase sady nasiako vavolombelona maromaro, ary nolanjaiko tamin’ny mizana ny vola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosoratako ny fanekena sady nasiako tombokase, sy nangalako vavolombelona, vao nolanjaiko tamin’ny mizàna ny vola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataoko dika roa mitovy ny taratasy fivarotana. Teo imason’ny vavolombelona no nohidiko tamin’ny tombokaseko ny dikan’ny taratasy fifampivarotana iray ary nolanjaiko tamin’ny mizàna ny lanjan’ny volafotsy.
Malagasy Bible 1865
Ary nosoratako tamin'ny taratasy izany ka nasiako tombo-kase sady nasiako vavolombelona, ary nolanjaiko tamin'ny mizana ny vola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nosoratako tamin’ny taratasy izany ka nasiako tombo-kase sady nasiako vavolombelona maromaro, ary nolanjaiko tamin’ny mizana ny vola.
malagasy
Ary nosoratako tamin'ny taratasy izany ka nasiako tombo-kase sady nasiako vavolombelona, ary nolanjaiko tamin'ny mizana ny vola.