Jeremiah 32:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanome didy an’i Baroka teo anatrehan’ireo aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no didy nomeko an’i Baròka, teo anatrehan’ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia teo imason’ny olona rehetra teo no nandidiako an’i Baròka hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nandidy an'i Baroka teo anatrehan'ireo aho nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanome didy an’i Baroka teo anatrehan’ireo aho hoe:
malagasy
Ary nandidy an'i Baroka teo anatrehan'ireo aho nanao hoe: