Jeremiah 32:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Mbola hisy trano sy saha ary tanim-boaloboka hovidina indray eto amin’ity tany ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Mbola hividy trano sy saha ary tanimboaloboka amin’ity tany ity ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Mbola hisy trano sy saha ary tanimboaloboka hovidina indray amin’ity tany ity.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Mbola hisy trano sy saha ary tanim-boaloboka hovidina indray eto amin'ity tany ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Mbola hisy trano sy saha ary tanim-boaloboka hovidina indray eto amin’ity tany ity.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Mbola hisy trano sy saha ary tanim-boaloboka hovidina indray eto amin'ity tany ity.