Jeremiah 32:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’NY TOMPO aho hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voatolotro an’i Baròka zanak’i Nerià ny fanekem-pividianana, dia izao no vavaka nataoko tamin’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nanolotra ny taratasim-pivarotana tamin’i Baròka zanakalahin’i Nerià aho, dia nivavaka tamin’ny TOMPO ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voatolotra an'i Baroka, zanak'i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin'ny vidin-tany, dia nivavaka tamin'i Jehovah aho hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’NY TOMPO aho hoe:
malagasy
Ary rehefa voatolotra an'i Baroka, zanak'i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin'ny vidin-tany, dia nivavaka tamin'i Jehovah aho hoe: