Jeremiah 32:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
lehibe amin’ny fisainana sady mahery amin’ny atao; fa mibanjina ny alehan’ny zanak’olombelona rehetra ny masonao mba hanome azy rehetra, araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lehibe amin’ny fisainana sy mahery amin’ny asa; ny masonao ajerinao ny lalan’ny taranak’i Adama rehetra, mba hamalianao azy, araka ny lalany avy, sy araka ny vokatry ny asany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana fikasana lehibe Ianao ary manan-kery hanatanterahana azy. Arakao maso avokoa izay izoran’ny olombelona mba hamalianao azy araka ny fitondrantenany sy ny vokatry ny asany.
Malagasy Bible 1865
lehibe amin'ny fisainana sy mahery amin'ny atao; fa ny masonao mibanjina ny alehan'ny zanak'olombelona rehetra mba hanome azy rehetra araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny asany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
lehibe amin’ny fisainana sady mahery amin’ny atao; fa mibanjina ny alehan’ny zanak’olombelona rehetra ny masonao mba hanome azy rehetra, araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny asany.
malagasy
lehibe amin'ny fisainana sy mahery amin'ny atao; fa ny masonao mibanjina ny alehan'ny zanak'olombelona rehetra mba hanome azy rehetra araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny asany,