Jeremiah 32:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra ny Israely olonao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta Ianao tamin’ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nitsotra ary ny fampahatahorana lehibe,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nanatsoaka an’i Israely olonao, tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny famantarana amam-pahagagana, tamin’ny tananao mahery aman-tsandry nahinjitra, ary tamin’ny fandatsahana fampahatahorana lehibe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naneho hery amam-pahefana Ianao raha nanao famantarana sy zava-mahagaga mampivarahontsana mba hamoahana ny Israelita vahoakanao hiala avy tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra ny Isiraely olonao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta Hianao tamin'ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra ny Israely olonao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta Ianao tamin’ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nitsotra ary ny fampahatahorana lehibe,
malagasy
Ary nitondra ny Isiraely olonao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta Hianao tamin'ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe,