Jeremiah 32:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao tamin’ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanome azy ireo ity tany ity, izay efa nianiananao tamin’ny razany homena azy, tany tondra-dronono aman-tantely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nianiana tamin’ny razanay Ianao fa hanome azy ny tany izay misy anay ankehitriny, dia tany tondra-dronono sy tantely; ka nanome azy izany.
Malagasy Bible 1865
ka dia nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao nolazainao tamin'ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao tamin’ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely.
malagasy
ka dia nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao nolazainao tamin'ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely.