Jeremiah 32:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Ianao, Andriamanitra Tompo ô, dia niteny tamiko hoe: Vidionao vola ny saha, ary makà vavolombelona maromaro, na dia efa voatolotra eo an-tanan’ny Kaldeana aza ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Ianao, ry Iaveh Tompo ô, nanao tamiko hoe: Vidio vola io saha io ho anao, ka asio vavolombelona; ary ny tanàna ity voatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina!...»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa saika eo am-pelatanan’ny Babilônianina izao ny tanàna; koa nahoana Ianao, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, no nandidy ahy hividy io saha io ka handoa ny vidiny tolo-botsotra teo anatrehan’ny vavolombelona?
Malagasy Bible 1865
Ary Hianao, Jehovah Tompo ô, dia niteny tamiko ka nanao hoe: Vidionao vola ny saha, ary makà vavolombelona, na dia efa voatolotra eo an-tànan'ny Kaldeana aza ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Ianao, Andriamanitra Tompo ô, dia niteny tamiko hoe: Vidionao vola ny saha, ary makà vavolombelona maromaro, na dia efa voatolotra eo an-tanan’ny Kaldeana aza ny tanàna.
malagasy
Ary Hianao, Jehovah Tompo ô, dia niteny tamiko ka nanao hoe: Vidionao vola ny saha, ary makà vavolombelona, na dia efa voatolotra eo an-tànan'ny Kaldeana aza ny tanàna.