Jeremiah 32:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, Izaho no TOMPO, Andriamanitry ny nofo rehetra. Moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no Iaveh Andriamanitry ny nofo rehetra; moa amiko va hisy zavatra tsy azo atao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izaho no TOMPO Andriamanitry ny miaina rehetra, ka moa misy zavatra tsy vitako va?
Malagasy Bible 1865
Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, Izaho no TOMPO, Andriamanitry ny nofo rehetra. Moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
malagasy
Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?