Jeremiah 32:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nampiambina azy i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sady niteny hoe: Nahoana ianao no maminany hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona ity tanàna ity ka ho azony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nasain’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà notanana izy, nataony hoe: «Nahoana ianao no maminany manao hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro hatolotro ny mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity, ka ho azony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tsedekià no nampanidy an’i Jeremià tao satria nanome tsiny ity mpaminany izy tamin’ny nanambarany ny hafatry ny TOMPO hoe: «Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna i Jerosalema ka ho lasany.
Malagasy Bible 1865
Fa Zedekia, mpanjakan'ny Joda, nampiambina azy ka nanao hoe: Nahoana ianao no maminany hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ka ho afany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa Zedekia, mpanjakan'ny Joda, nampiambina azy ka nanao hoe: Nahoana ianao no maminany hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ka ho afany;