Jeremiah 32:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ity tanàna ity dia efa nampahatezitra sy nampahavinitra Ahy hatramin’ny andro nanorenana azy ka mandraka androany, mba hanesorako azy tsy ho eo anatrehako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ity tanàna ity tsy nanao afa-tsy izay hampirehitra ny hatezerako amam-pahavinirako, hatramin’ny andro nanorenany azy ka mandraka androany, mba hanesorako azy tsy ho ao anatrehako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ity tanànan’i Jerosalema ity dia efa nampahavinitra sy nampahatezitra Ahy hatramin’ny nanorenana azy ka mandraka androany, hany ka hoesoriko tsy ho eo anatrehako intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa ity tanàna ity dia efa nampahatezitra sy nampahavinitra Ahy hatramin'ny andro nanorenana azy ka mandraka androany, mba hanesorako azy tsy ho eo anatrehako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ity tanàna ity dia efa nampahatezitra sy nampahavinitra Ahy hatramin’ny andro nanorenana azy ka mandraka androany, mba hanesorako azy tsy ho eo anatrehako,
malagasy
Fa ity tanàna ity dia efa nampahatezitra sy nampahavinitra Ahy hatramin'ny andro nanorenana azy ka mandraka androany, mba hanesorako azy tsy ho eo anatrehako,