Jeremiah 32:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa niamboho Ahy izy, fa tsy nanatrika Ahy; ary na dia nampianariko aza izy, eny, nifoha vao maraina Aho ka nampianatra azy, dia tsy nihaino mba hahazoany anatra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lamosiny no natodiny Ahy, fa tsy ny tavany; ary nony mba nampianatra azy Aho, nampianatra azy hatramin’ny vao maraina, dia tsy nihaino izy, mba hahazoany ny fampianarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izay hanatrika Ahy izy, dia vao mainka niamboho Ahy. Tsy nisy nanaiky sy nihaino ny fampianarako ireo, na dia tsy nitsahatra nampianatra azy aza Aho.
Malagasy Bible 1865
Fa efa niamboho Ahy izy, fa tsy nanatrika Ahy, ary na dia nampianariko aza izy - eny, nifoha maraina koa Aho ka nampianatra azy, dia tsy nihaino mba hahazoany anatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa niamboho Ahy izy, fa tsy nanatrika Ahy; ary na dia nampianariko aza izy, eny, nifoha vao maraina Aho ka nampianatra azy, dia tsy nihaino mba hahazoany anatra izy.
malagasy
Fa efa niamboho Ahy izy, fa tsy nanatrika Ahy, ary na dia nampianariko aza izy - eny, nifoha maraina koa Aho ka nampianatra azy, dia tsy nihaino mba hahazoany anatra izy.