Jeremiah 32:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nametraka ny fahavetavetany tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nametraka ireo fahavetavetany tao an-trano fiantsoana ny anarako, handotoany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, dia nametrahany sampy tao amin’ny tempoly natokana ho Ahy ka nolotoiny.
Malagasy Bible 1865
Fa nametraka ny fahavetavetany tato amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nametraka ny fahavetavetany tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy;
malagasy
Fa nametraka ny fahavetavetany tato amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy;