Jeremiah 32:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely ny amin’ity tanàna lazainareo hoe: «Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna, amin’ny sabatra, ny mosary, ny pesta, izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny anefa, na eo aza izany, Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia mbola manan-teny momba ity tanàna ity izay voalazanao sy voalazan’ny hafa hoe natolotra teo an-tanan’i Nebokadnetsara tamin’ny alalan’ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana.
Malagasy Bible 1865
Koa noho izany dia izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy:
malagasy