Jeremiah 32:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hangoniko avy any amin’ny tany rehetra izay nandroahako azy tamin’ny fahatezerako sy ny fisafoahako ary ny fahavinirako be izy; ary hoentiko amin’ity tany ity indray izy ka hataoko mandry fehizay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro hangoniko izy ireo avy any amin’ny tany rehetra nandroahako azy azon’ny hatezerako amam-pahavinirako sy fisafoahako mafy; haveriko amin’ity fitoerana ity indray izy, ary hataoko mandry feizay eto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny mponin’ity tanàna ity fa hangoniko avy any amin’ny tany samihafa izay nanelezako azy tamin-katezerana sy fahasosorana ary fahavinirana lehibe, ka hamponeniko indray amin’ity toerana ity ary hataoko miaina am-pilaminana eo.
Malagasy Bible 1865
Indro izy hangoniko avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako azy tamin'ny fahatezerako sy ny fisafoahako ary ny fahavinirana be; ary ho entiko amin'ity tany ity indray izy ka hataoko mandry fahizay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hangoniko avy any amin’ny tany rehetra izay nandroahako azy tamin’ny fahatezerako sy ny fisafoahako ary ny fahavinirako be izy; ary hoentiko amin’ity tany ity indray izy ka hataoko mandry fehizay;
malagasy