Jeremiah 32:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ho oloko izy ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo dia ho oloko; ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho vahoakako indray izy, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
ary izy ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ho oloko izy ary Izaho ho Andriamaniny.
malagasy
ary izy ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.