Jeremiah 32:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia homeko fo iray sy lalana iray izy, mba hatahorany Ahy lalandava, hahasoa azy sy ny zanany mandimby azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homeko fo iray izy ary hampombaiko lalana iray mba hatahorany Ahy mandrakariva, hiadanan’izy mbamin’ny taranany mamdimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko iray fo sy iray hevitra izy mba hanaja Ahy hatrany hatrany, hahasoa azy sy ny taranany mandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Dia homeko fo iray sy lalana iray izy, mba hatahorany Ahy lalandava hahasoa azy sy ny zanany mandimby azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia homeko fo iray sy lalana iray izy, mba hatahorany Ahy lalandava, hahasoa azy sy ny zanany mandimby azy;
malagasy
Dia homeko fo iray sy lalana iray izy, mba hatahorany Ahy lalandava hahasoa azy sy ny zanany mandimby azy;