Jeremiah 32:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tanan’ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona tokoa, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Sedesisa mpanjakan’i Jodà tsy ho afaka eo an-tanan’ny Kaldeanina, fa hatolotra mihitsy eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna, ka hiteny aminy mifanatrika, sy hifankahita maso aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia i Tsedekià mpanjakan’i Joda aza dia tsy ho afa-mitsoaka amin’ny Babilônianina fa hatolotra tokoa amin’ny mpanjakan’i Babilôna. Tsy maintsy hiseho eo anatrehan’i Nebokadnetsara izy ka hifandahatra aminy mivantana.
Malagasy Bible 1865
ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tanan'ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona tokoa izy, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tanan’ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona tokoa, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;
malagasy