Jeremiah 32:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, dia ny tsy hitsaharako amin’ny fanasoavako azy; ary ny fahatahorana Ahy dia hataoko ao am-pony kosa mba tsy hialany Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, mba tsy hihatahako aminy tsy manao soa aminy intsony, ary halatsako ao am-pony ny fahatahorany Ahy, mba tsy hihatahany Amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanao fanekempihavanana mandrakizay aminy Aho ka tsy hampitsahatra ny fanasoavako azy, ary hataoko ao am-pony ny fanajana Ahy mba tsy hialany amiko intsony.
Malagasy Bible 1865
dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, dia ny tsy hitsaharako amin'ny fanasoavako azy; ary ny fahatahorana Ahy dia hataoko ao am-pony kosa, mba tsy hialany amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, dia ny tsy hitsaharako amin’ny fanasoavako azy; ary ny fahatahorana Ahy dia hataoko ao am-pony kosa mba tsy hialany Amiko.
malagasy
dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, dia ny tsy hitsaharako amin'ny fanasoavako azy; ary ny fahatahorana Ahy dia hataoko ao am-pony kosa, mba tsy hialany amiko.