Jeremiah 32:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho faly aminy Aho ka hanasoa azy, dia hamboly azy amin’ity tany ity tokoa amin’ny foko manontolo sy ny fanahiko manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko fifaliana ho Ahy ny manao soa aminy, ka hamboleko marina tokoa amin’ity tany ity izy ireo, amin’ny foko rehetra sy amin’ny fanahiko rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahafaly Ahy ny hanasoa azy, ka amin’ny foko sy fanahiko manontolo no hampiorenako azy tanteraka amin’ity tany ity.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho faly aminy Aho ka hahasoa azy, dia hamboly azy amin'ity tany ity tokoa amin'ny foko rehetra sy ny fanahiko rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho faly aminy Aho ka hanasoa azy, dia hamboly azy amin’ity tany ity tokoa amin’ny foko manontolo sy ny fanahiko manontolo.
malagasy
Eny, ho faly aminy Aho ka hahasoa azy, dia hamboly azy amin'ity tany ity tokoa amin'ny foko rehetra sy ny fanahiko rehetra.