Jeremiah 32:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary any Babilona no hitondrana an’i Zedekia, koa ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy NY TOMPO. Na dia miady amin’ny Kaldeana aza ianareo dia tsy haharesy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoentina any Babilôna i Sedesiasa, ary hitoetra any, mandra-pamangiko azy, - teny marin’i Iaveh.- Raha miady amin’ny Kaldeanina ianareo, tsy hahomby tsy akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoentina any Babilôna i Tsedekià, ka hijanona any saingy hokarakaraiko, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Fa na dia hanohy hiady amin’ny Babilônianina aza ianareo, dia tsy haharesy azy.»
Malagasy Bible 1865
ary ho any Babylona no hitondrana an'i Zedekia, ka ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy Jehovah; na dia miady amin'ny Kaldeana aza ianareo, dia tsy hambinina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary any Babilona no hitondrana an’i Zedekia, koa ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy NY TOMPO. Na dia miady amin’ny Kaldeana aza ianareo dia tsy haharesy azy.
malagasy
ary ho any Babylona no hitondrana an'i Zedekia, ka ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy Jehovah; na dia miady amin'ny Kaldeana aza ianareo, dia tsy hambinina.