Jeremiah 32:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro i Hanamela, zanak’i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hiteny hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro ho avy atỳ aminao i Hananeela zanak’i Seloma rahalahin-drainao, hanao hoe: ‹Vidio ny sahako ao Anatôta, fa manana ny rariny hanavotanao azy ianao, ka azonao vidina.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ho avy any aminao i Hanamèla, zanakalahin’i Salòma rahalahin-drainao momba ny sahany ao Hanatôta. Hiangavy anao izy mba hividy io saha io, satria ianao no havany akaiky ka manan-jo hanavotra hividy azy.
Malagasy Bible 1865
Indro Hanamela, zanak'i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro i Hanamela, zanak’i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hiteny hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy.
malagasy
Indro Hanamela, zanak'i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy.