Jeremiah 32:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary novidiko tamin’i Hanamela, zana-drahalahin’Ikaky, ny saha izay tao Anatota; nolanjaiko ny vola, dia sekela volafotsy fito amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka novidiko tamin’i Hananeela zana-drahalahin-draiko, ilay saha ao Anatôta, ary nolanjaiko ny vola ho azy, sikla volafotsy fito ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novidiko tamin’i Hanamèla zana-drahalahin-draiko ny sahany tao Hanatôta ary naloako ny vidiny, dia sekela volafotsy fito ambin’ny folo.
Malagasy Bible 1865
Ary novidiko tamin'i Hanamela, zana-drahalahin'ikaky, ny saha izay tao Anatota, ary nolanjaiko ny vola, dia sekely volafotsy fito ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary novidiko tamin’i Hanamela, zana-drahalahin’Ikaky, ny saha izay tao Anatota; nolanjaiko ny vola, dia sekela volafotsy fito amby folo.
malagasy
Ary novidiko tamin'i Hanamela, zana-drahalahin'ikaky, ny saha izay tao Anatota, ary nolanjaiko ny vola, dia sekely volafotsy fito ambin'ny folo.