Jeremiah 33:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fanindroany tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, raha mbola voatazona teo amin’ny trano fiambenana ihany izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga fanindroany tamin’i Jeremia indray ny tenin’i Iaveh, raha mbola voafahy teo amin’ny kianjan’ny fiambenana izy, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola voatana teo an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià, dia nisy indray tenin’ny TOMPO fanindroany taminy nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga fanindroany tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, raha mbola voahazona teo an-kianjan'ny trano fiambenana ihany izy, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fanindroany tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, raha mbola voatazona teo amin’ny trano fiambenana ihany izy hoe:
malagasy
[Teny anankiray koa ny amin'ny mbola hampodiana sy ny Isiraely sy ny voninahitra mbola ho azony] Ary tonga fanindroany tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, raha mbola voahazona teo an-kianjan'ny trano fiambenana ihany izy, nanao hoe: