Jeremiah 33:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hanatanterahako ny teny soa izay nolazaiko ny amin’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro avy ny andro, - teny marin’i Iaveh, - hanatanterahako ny teny soa nolazaiko momba ny taranak’i Israely aman-taranak’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Indro avy ny andro izay hanatanterahako ny zava-tsoa nampanantenaiko ny vahoakan’i Israely sy ny vahoakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanatanterahako ny teny soa, izay nolazaiko ny amin'ny aranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hanatanterahako ny teny soa izay nolazaiko ny amin’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.
malagasy
Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanatanterahako ny teny soa, izay nolazaiko ny amin'ny aranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda.