Jeremiah 33:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany sy amin’izany fotoana izany dia hampaniry Solofo marina ho an’i Davida Aho; ary hanao fitsarana marina amin’ny tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, sy amin’izany fotoana izany, hampitsimoka solofo marina ho an’i Davida Aho, izay hitsara araka ny hitsiny sy ny rariny amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro sy fotoana izany, dia solofo mpandala ny hitsiny no hapoitrako ho an’i Davida. Izy no hampihatra ny rariny sy ny hitsiny eo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany dia hampaniry Rantsana marina ho an'i Davida Aho; Ary hanao fitsarana sy fahamarinana amin'ny tany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany sy amin’izany fotoana izany dia hampaniry Solofo marina ho an’i Davida Aho; ary hanao fitsarana marina amin’ny tany Izy.
malagasy
Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany dia hampaniry Rantsana marina ho an'i Davida Aho; Ary hanao fitsarana sy fahamarinana amin'ny tany Izy.[Na: Solofo]