Jeremiah 33:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hovonjena ny Joda, ary handry fehizay i Jerosalema; ary izao no hanononana azy: NY TOMPO no Fahamarinantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany i Jodà hovonjena; ary i Jerosalema handry feizay, ka hantsoina hoe: «Iaveh-fahamarinantsika».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia ho afaka ny fanjakan’i Joda ary hiaina am-pilaminana ny mponin’i Jerosalema. Ka ny hiantsoana an’i Jerosalema dia hoe ‹Ny TOMPO no fahamarinantsika.› »
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hovonjena ny Joda, ary Jerosalema handry fahizay; Ary izao no hanononana azy: Jehovah Fahamarinantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hovonjena ny Joda, ary handry fehizay i Jerosalema; ary izao no hanononana azy: NY TOMPO no Fahamarinantsika.
malagasy
Amin'izany andro izany dia hovonjena ny Joda, ary Jerosalema handry fahizay; Ary izao no hanononana azy: Jehovah Fahamarinantsika.