Jeremiah 33:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Tsy ho diso zanakalahy hipetraka eo amin’ny sezafiandrianan’ny taranak’Israely i Davida;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh: I Davida tsy ho diso zanaka lahy na oviana na oviana hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny taranak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no lazain’ny TOMPO: «I Davida mpanjaka dia tsy ho tapaka mpandimby azy eo amin’ny sezafiandrianan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Davida tsy ho diso zanakalahy Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny taranak'Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Tsy ho diso zanakalahy hipetraka eo amin’ny sezafiandrianan’ny taranak’Israely i Davida;
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah: Davida tsy ho diso zanakalahy Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny taranak'Isiraely;