Jeremiah 33:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny levita mpisorona dia tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, izay hanolotra tsy tapaka, fanatitra dorana manontolo sy fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary fanatitra hafa alatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo Levita mpisorona koa, tsy ho diso lehilahy na oviana na oviana eo anatrehako, hanolotra sorona dorana, hampanetona ny fanatitra, ary hanao ny sorona isan’andro isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpisorona taranak’i Levỳ tsy ho tapaka olona hijoro eo anatrehako hanolotra sorona dorana manontolo, ary hampakatra ny eton’ny fanatitra sy ny sorom-pihavanana fanao isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita mpisorona tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, Mba hanaterany mandrakariva fanatitra dorana sy fanatitra hohanina ary fanatitra hafa alatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny levita* mpisorona dia tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, izay hanolotra tsy tapaka, fanatitra dorana manontolo sy fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary fanatitra hafa alatsa-dra.
malagasy
Ary ny Levita mpisorona tsy ho diso zanakalahy ho eo anatrehako, Mba hanaterany mandrakariva fanatitra dorana sy fanatitra hohanina ary fanatitra hafa alatsa-drà.[Na: sy handoroany fanatitra hohanina]