Jeremiah 33:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Mpanao izany, dia NY TOMPO izay namorona izany mba hampitoetra azy; NY TOMPO no anarany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tenin’i Iaveh izay manao izany, dia i Iaveh izay misaina izany mba hanatanterahany azy, - Iaveh no Anarany: -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny TOMPO, Ilay manao ny zava-mitranga ka mamolavola azy mba hitantanany azy, dia Ilay antsoina hoe TOMPO:
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Mpanao izany, dia Jehovah Izay namorona izany mba hampitoetra azy; Jehovah no anarany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Mpanao izany, dia NY TOMPO izay namorona izany mba hampitoetra azy; NY TOMPO no anarany:
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Mpanao izany, dia Jehovah Izay namorona izany mba hampitoetra azy; Jehovah no anarany;