Jeremiah 33:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin’ny andro sy ny fanekeko ny amin’ny alina ianareo, mba tsy hisy intsony andro sy alina amin’ny fotoanany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Raha mahafoana ny fanekeko amin’ny andro, sy ny fanekeko amin’ny alina, ianareo, ka efa tsy amin’ny fotoany intsony, ny andro sy ny alina:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny TOMPO: Raha mahafoana ny fifanekena nataoko tamin’ny andro sy ny alina ianareo ka mahasakana ny andro sy ny alina tsy hiseho araka ny fotoanany,
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin'ny andro sy ny fanekeko ny amin'ny alina ianareo, mba tsy hisy andro sy alina amin'ny fotoany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin’ny andro sy ny fanekeko ny amin’ny alina ianareo, mba tsy hisy intsony andro sy alina amin’ny fotoanany,
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin'ny andro sy ny fanekeko ny amin'ny alina ianareo, mba tsy hisy andro sy alina amin'ny fotoany,