Jeremiah 33:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny hamaroan’ny kintana eny amin’ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin’ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny tafiky ny lanitra, tsy azo isaina, sy toy ny fasika any amin’ny ranomasina tsy azo afàtra, no hampitomboako ny taranak’i Davida mpanompoko, sy ireo Levita manao ny fanompoana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, fa ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny an’ireo levita izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy dia ho maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ka tsy ho hita isa. ary toy ny fasika eny amoron-dranomasina ka tsy ho hita fatra.»
Malagasy Bible 1865
Toy ny hamaroan'ny kintana eny amin'ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin'ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak'i Davida mpanompoko sy ny Levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny hamaroan’ny kintana eny amin’ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin’ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy.
malagasy