Jeremiah 33:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Jeremia, toy izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary farany, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah nanao hoe: