Jeremiah 33:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Raha tsy amin’ny andro sy ny alina ny fanekeko ary raha tsy notendreko ny lalàna mitondra ny lanitra sy ny tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Raha tahiny Aho tsy nanao fanekena amin’ny andro sy ny alina sy tsy nandahatra ny lalàna arahin’ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa izao no lazaiko: Nanao fifanekena tamin’ny andro sy ny alina Aho, ary nametraka lalàna mifehy ny lanitra sy ny tany.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Raha tsy amin'ny andro sy ny alina ny fanekeko, ary raha tsy notendreko ny lalàna fitondrana ny lanitra sy ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Raha tsy amin’ny andro sy ny alina ny fanekeko ary raha tsy notendreko ny lalàna mitondra ny lanitra sy ny tany,
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Raha tsy amin'ny andro sy ny alina ny fanekeko, ary raha tsy notendreko ny lalàna fitondrana ny lanitra sy ny tany,Dia hariako ny taranak'i Jakoba sy Davida mpanompoko, ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; Fa hampodiko avy amin'ny fahababoana izy ka hamindrako fo.