Jeremiah 33:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hariako ny taranak’i Jakoba sy i Davida mpanompoko ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba; fa hampodiko avy amin’ny fahababoana izy ka hamindrako fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia amin’izany Aho vao hanary ny taranak’i Jakôba sy i Davida mpanompoko, ka ho tsy amin’ny taranany intsony ny hangalako filohany ho an’ny taranak’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba! Fa hampodiko ireo lasan-ko babo ary hangoraka azy ireo Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hariako ve ny taranak’i Jakôba sy ny an’i Davida mpanompoko? Holaviko ve ny hanendry lehibe hitondra ny taranak’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba? «Tsia, fa hamerina azy amin’ny laoniny Aho ary hamindrafo aminy.»
Malagasy Bible 1865
Dia hariako ny taranak'i Jakoba sy Davida mpanompoko, ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; Fa hampodiko avy amin'ny fahababoana izy ka hamindrako fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hariako ny taranak’i Jakoba sy i Davida mpanompoko ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba; fa hampodiko avy amin’ny fahababoana izy ka hamindrako fo.
malagasy