Jeremiah 33:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha nandroso hiady tamin’ny Kaldeana izy ka nameno ny trano tamin’ny fatin’olona izay novonoiko tamin’ny fahatezerako sy ny fahavinirako, sady nanafenako ny tavako tamin’ity tanàna ity noho ny faharatsiany rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary koa ny amin’ireo amin’ny fatin’olona, izay hovonoiko noho ny fahatezerako amam-pahavinirako, ary noho ny amin’ny haratsian’izy ireo ka hanafenako ny tavako amin’ity tanàna ity:
Malagasy Bible 1865
Raha mandroso hiady amin'ny Kaldeana izy ka mameno ny trano amin'ny fatin'olona, izay novonoiko tamin'ny fahatezerako sy ny fahavinirako, sady nanafenako ny tavako tamin'ity tanàna ity noho ny faharatsiany rehetra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha nandroso hiady tamin’ny Kaldeana izy ka nameno ny trano tamin’ny fatin’olona izay novonoiko tamin’ny fahatezerako sy ny fahavinirako, sady nanafenako ny tavako tamin’ity tanàna ity noho ny faharatsiany rehetra,
malagasy