Jeremiah 33:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Joda sy ny Israely dia hampodiko avy amin’ny fahababoany ka haoriko ho toy ny taloha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampodiko ny babo tamin’i Jodà sy ny babo tamin’i Israely, ka haoriko ho tahaka ny taloha indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haveriko amin’ny laoniny indray i Joda sy i Israely ka hareniko ho tahaka ny fahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Joda sy ny Isiraely dia hampodiko avy amin'ny fahababoany, ka haoriko ho toy ny taloha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Joda sy ny Israely dia hampodiko avy amin’ny fahababoany ka haoriko ho toy ny taloha izy.
malagasy
Ary ny Joda sy ny Isiraely dia hampodiko avy amin'ny fahababoany, ka haoriko ho toy ny taloha izy.