Jeremiah 33:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hodioviko ho afaka amin’ny helony rehetra izay nanotany Tamiko izy; koa havelako ny helony rehetra izay nanotany sy nikomiany Tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hodioviko izy ho afaka amin’ny haratsiany rehetra izay nanotany tamiko. Havelako izy amin’ny helony rehetra izay nanevatevany Ahy, izay niodinany tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hodioviko ho afaka amin’ny heloka rehetra izay nataony tamiko izy; eny, havelako ny heloka rehetra izay nikomiany tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hodioviko ho afaka amin'ny helony rehetra izy, izay nanotany tamiko; Ka havelako ny helony rehetra, izay nanotany sy niodinany tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hodioviko ho afaka amin’ny helony rehetra izay nanotany Tamiko izy; koa havelako ny helony rehetra izay nanotany sy nikomiany Tamiko.
malagasy
Ary hodioviko ho afaka amin'ny helony rehetra izy, izay nanotany tamiko; Ka havelako ny helony rehetra, izay nanotany sy niodinany tamiko.