Jeremiah 34:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo taorianan’izany dia nanenina izy ka naveriny indray ireo mpanompolahy sy mpanompovavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho mpanompolahiny sy ho mpanompovaviny indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo niova hevitra izy tatỳ aoriana fa naverina indray ny mpanompo na lahy na vavy izay efa nalefany ho afaka, ka notereny hilatsaka ho ankizy lahy sy ho ankizy vavy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo niova hevitra izy ireo taorian’izany ka namerina ny lehilahy sy vehivavy nafahany ary nanandevo azy indray.
Malagasy Bible 1865
Kanjo taorian'izany dia nanenina izy, ka naveriny indray ireo ankizilahy sy ankizivavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho ankizilahiny sy ho ankizivaviny indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo taorianan’izany dia nanenina izy ka naveriny indray ireo mpanompolahy sy mpanompovavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho mpanompolahiny sy ho mpanompovaviny indray.
malagasy
Kanjo taorian'izany dia nanenina izy, ka naveriny indray ireo ankizilahy sy ankizivavy izay efa nalefany ho afaka ireo, dia nandevoziny ho ankizilahiny sy ho ankizivaviny indray.