Jeremiah 34:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin’ny fanekena izay nataony teo anatrehako, fony nosasahiny ny ombilahy kely ka nandeha teo anelanelan’ny tapany izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireo olona nivadika ny fanekena fa tsy nanatanteraka ny tenin’ny fanekena nataony teo anatrehako, hataoko tahaka ny vantotr’ombalahy nosasahina roa handehanany eo anelanelan’ny tapany avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireo manampahefana eto Joda sy i Jerosalema, ireo mpiasam-panjakana ambony, ireo mpisorona ary ireo olona afaka rehetra teo amin’ny tany, dia nivadika ny fifanekena tamiko ka tsy nahatana ny tenin’ny fanekena nataony teo anatrehako fony nosasahana ny ombilahikely ka nandeha namaky teo anivony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin'ny fanekena, izay nataony teo anatrehako fony nosasahiny ny ombilahy kely, ka nandeha teo anelanelan'ny tapany izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin’ny fanekena izay nataony teo anatrehako, fony nosasahiny ny ombilahy kely ka nandeha teo anelanelan’ny tapany izy,
malagasy
Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin'ny fanekena, izay nataony teo anatrehako fony nosasahiny ny ombilahy kely, ka nandeha teo anelanelan'ny tapany izy,