Jeremiah 34:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, hatolotro ny mpanapaka ny Joda, ny mpanapaka any Jerosalema, ny tandapa, ny mpisorona ary ny vahoaka rehetra izay nandeha teo anelanelan’ny tapaky ny ombilahy kely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny filohan’i Jodà, ny filohan’i Jerosalema, ny eonoka ama-mpisorona mbamin’ny vahoaka, rehetra amin’ny tany namaky teo anelanelan’ny tapaky ny vantotr’ombalahy.
Malagasy Bible 1865
eny, hatolotro ny mpanapaka ny Joda sy ny mpanapaka any Jerosalema sy ny tandapa sy ny mpisorona ary ny vahoaka rehetra, izay nandeha teo anelanelan'ny tapaky ny ombilahy kely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, hatolotro ny mpanapaka ny Joda, ny mpanapaka any Jerosalema, ny tandapa, ny mpisorona ary ny vahoaka rehetra izay nandeha teo anelanelan’ny tapaky ny ombilahy kely,
malagasy