Jeremiah 34:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Mandehana, lazao amin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, atolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona ity tanàna ity ka hodorany amin’ny afo izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Mandehana ianao milazà amin’i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà, ka ataovy hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro hatolotro ny mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity ka hodorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely no mandidy anao hankany amin’i Tsedekià mpanjakan’i Joda mba hilaza izao hafatro izao: Hatolotro eo an-tanan’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity mba hodorany amin’ny afo.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Mandehana, lazao amin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ka hodorany amin'ny afo izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Mandehana, lazao amin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, atolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona ity tanàna ity ka hodorany amin’ny afo izy;
malagasy