Jeremiah 34:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy; ary ho fihinan’ny voromanidina sy ny bibidia ny fatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’ireo mitady ny ainy izy ireo, hohanin’ny voromanidina amam-bibin’ny tany ny fatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hatolotro ho eo an-tanan’ny fahavalo izay mitady hahafaty azy izy; ary ho sakafon’ny voromahery sy ny bibidia ny fatiny.
Malagasy Bible 1865
dia hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay mitady ny ainy, ary ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny fatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy; ary ho fihinan’ny voromanidina sy ny bibidia ny fatiny.
malagasy
dia hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay mitady ny ainy, ary ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny fatiny.