Jeremiah 34:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy ary eo an-tanan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona izay efa lasa niala taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sedesiasa mpanjakan’i Jodà sy ireo loholona ao aminy hatolotra eo an-tanan’ny fahavalony, eo an-tanan’ireo mitady ny ainy, eo an-tanan’ny tafik’i Babilôna izay efa lasa niala taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tsedekià mpanjaka sy ireo mpiasam-panjakana ambony koa dia hatolotro ho eo an-tanan’ny fahavalo izay mitady hahafaty azy, dia ny tafiky ny mpanjakan’i Babilôna. Nisinda nihataka kely ankehitriny izany tafika izany;
Malagasy Bible 1865
Ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay mitady ny ainy ary eo an-tànan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona, izay efa lasa niala taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’izay mitady ny ainy ary eo an-tanan’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Babilona izay efa lasa niala taminareo.
malagasy
Ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny mpanapaka dia hatolotro eo an-tànan'ny fahavalony sy eo an-tànan'izay mitady ny ainy ary eo an-tànan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona, izay efa lasa niala taminareo.Indro, handidy Aho, hoy Jehovah, ary hampivereniko ho amin'ity tanàna ity ireo; ary hasiany ity ka ho afany, dia hodorany amin'ny afo; ary ny tanànan'ny Joda dia hofoanako tsy hisy mponina.