Jeremiah 34:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao fa ho voasambotra tokoa ka hatolotra eo an-tanany; ary hahita ny mason’ny mpanjakan’i Babilona ny masonao, dia hiteny mifanatrika aminao izy, sady ho tonga any Babilona ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tanany, fa ho voasambotra marina tokoa ianao sy ho voatolotra eo an-tanany; ny masonao, hahita ny mason’ny mpanjakan’i Babilôna, izy hiteny mifanatrika aminao, ary ianao handeha ho any Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy ho afa-miala aminy ianao, fa ho azo sambo-belona ka hatolotra azy. Tsy maintsy hifanatri-maso aminy ianao ka hamaly azy mivantana alohan’ny hankanesanao any Babilôna.
Malagasy Bible 1865
ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho voasambotra tokoa ka hatolotra eo an-tànany; ary ny masonao hahita ny mason'ny mpanjakan'i Babylona, dia hiteny mifanatrika aminao izy, sady ho tonga any Babylona ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy ho afa-mandositra ny tanany ianao fa ho voasambotra tokoa ka hatolotra eo an-tanany; ary hahita ny mason’ny mpanjakan’i Babilona ny masonao, dia hiteny mifanatrika aminao izy, sady ho tonga any Babilona ianao.
malagasy