Jeremiah 34:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa henoy ny tenin’NY TOMPO, ry Zedekia, mpanjakan’ny Joda. Izao no lazain’NY TOMPO ny aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy anefa ny tenin’i Iaveh, ry Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà! Izao no lazain’i Iaveh aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Kanefa raha mankatò ny teniko ianao, ry Tsedekià mpanjakan’i Joda, dia tsy ho faty an’ady ianao. Izaho TOMPO mihitsy no milaza izany aminao.
Malagasy Bible 1865
Nefa henoy ny tenin'i Jehovah, ry Zedekia, mpanjakan'ny Joda. Izao no lazain'i Jehovah ny aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa henoy ny tenin’NY TOMPO, ry Zedekia, mpanjakan’ny Joda. Izao no lazain’NY TOMPO ny aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao,
malagasy
Nefa henoy ny tenin'i Jehovah, ry Zedekia, mpanjakan'ny Joda. Izao no lazain'i Jehovah ny aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao.