Jeremiah 34:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, tany Jerosalema, izany teny rehetra izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’i Jeremia Mpaminany, tamin’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà tao Jerosalema, izany teny rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany teny rehetra izany no nampitain’i Jeremià tamin’i Tsedekià, mpanjakan’i Joda, tany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dia nolazain'i Jeremia mpaminany tamin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda. tany Jerosalema izany teny rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, tany Jerosalema, izany teny rehetra izany,
malagasy
Dia nolazain'i Jeremia mpaminany tamin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda. tany Jerosalema izany teny rehetra izany.