Jeremiah 35:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO tamin’ny andron’i Joiakima, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny avy amin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia, tamin’ny andron’i Jôakima mpanjakan’i Jodà, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andron’i Jôiakima, zanakalahin’i Josià sady mpanjakan’i Joda, dia tonga ho an’i Jeremià avy amin’ny TOMPO izao teny izao:
Malagasy Bible 1865
Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah tamin'ny andron'i Joiakima, zanak'i Josia. mpanjakan'ny Joda, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO tamin’ny andron’i Joiakima, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
malagasy
[Ny amin'ny Rekabita] Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah tamin'ny andron'i Joiakima, zanak'i Josia. mpanjakan'ny Joda, nanao hoe: