Jeremiah 35:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa nananika ny tany i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia hoy izahay: Andeha isika hankany Jerosalema handositra ny miaramilan’ny Kaldeana sy ny miaramilan’ny Siriana, dia izany no itoeranay eto Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy izay nanafihan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna an’izao tany izao, dia hoy izahay: ‹Andeha isika hialoka any Jerosalema, eo anatrehan’ny tafiky ny Kaldeanina sy ny tafik’i Siria›, ka dia nitoetra teto Jerosalema izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nony niakatra teto amin’ny tany i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, dia nanapa-kevitra hiditra ato Jerosalema izahay mba handositra ny tafika babilônianina sy sirianina. Koa izany no ipetrahanay eto Jerosalema izao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha nananika ny tany Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona. Dia hoy izahay: Andeha isika hankany Jerosalema handositra ny miaramilan'ny Kaldeana sy ny miaramilan'ny Syriana, ka dia izany no itoerany eto Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa nananika ny tany i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia hoy izahay: Andeha isika hankany Jerosalema handositra ny miaramilan’ny Kaldeana sy ny miaramilan’ny Siriana, dia izany no itoeranay eto Jerosalema.
malagasy